|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 halatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra.
4Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao. 5Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6theft, pilfery, robbery.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés).
[1.3#209] |
| Ohatra |
8 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
[2.4#132]
9 tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18] 10 Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 19 behariva, 20 latsakalina, 21 rairay, 22 temoka |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 25Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 26 halatra, 27 lahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|