|
|
|
|

Teny iditra1 temoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fipetrahana eo ambonin' ny zavatra iray, ka eo antsisiny ambivitra kely fotsiny; fotoana an-kamehana sy tampoka izaitsizy.
4Halatra amim-pahakingana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 matoke, 13 temoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08