|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 rairay
Fototeny  2ray
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Kasika: Zaza tia rairay.
5Fakana zavatra amin' ny tanana.
6Fampidirana olona ao an-trano. [1.1]
Ohatra  7 ka nampandaloviny azy tsy rairay, fa nilahatra no fandehany tamin'izany. [2.59#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  12ray
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14 rairay
Fototeny  15ray
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny anglisy  17Reduplication of ray. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18[duplicatif fréquentatif]. [1.3#500]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)22 rairay
Fototeny  23ray
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny anglisy  25petty thieving. [1.2]

Fivaditsoratra  26 ariary, 27 rairay, 28 riaria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02