|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 gorobaka |
| Fototeny | 2robaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5pierced through.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6percé de part en part.
[1.3#200, 1.8] |
| Ohatra |
7 Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka.
[2.649]
8 Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 29 gorobaka |
| Sokajin-teny | 30 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
31prodigue.
[1.3#200] |
| Teny iditra (3/3) | 32 gorobaka |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
34deceit.
35See fitaka. [1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 36manao gorobaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|