|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 managorobaka |
| Fototeny | 2gorobaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy.
5Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to pierce through.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7percer de part en part.
[1.3#200, 1.8] 8pénétrer de part en part, faire aboutir. [1.3#200] |
| Ohatra |
9 Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part)
[1.3#200]
10 Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony? [2.996#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 15mangorobaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|