|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 robaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Loaka hatrany ambadika, tanteraka, gorobaka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)14 robaka
Sokajin-teny  15 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16rava, mianjera. [Sihanaka] [1.78]
17mianjera; midaraboka. [Tanosy] [1.78]
Tovy hevitra  18roba

Fivaditsoratra  19 Akbora, 20 bakaro, 21 bakora, 22 baroka, Baroka, 23 boraka, 24 kabaro, 25 karabo, 26 Kobara, 27 raboka, 28 robaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03