|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migorobaka |
| Fototeny | 2gorobaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Loaka tanteraka hatrany ambadika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to go through..
[1.2] 6to be pierced through. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être percé de part en part.
[1.3#200, 1.8] 8aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place). [1.3#200] |
| Ohatra |
9 Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy;
[2.59#]
10 Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|