|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 gama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Tsipelina hafa | 5gamatra |
| Mpanahaka | 6 do, 7 fa, 8 la, 9 mi, 10 re, 11 si, 12 sol |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|