|
|
|
|

Teny iditra1 amoizana
Fototeny  2foy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 Moa tsy hianao no namoizako ny tena fototro rehetra Fanjakana! [2.928]
5 Raha fitaka nampianarin' olona io, nahoana no dia sahin' ny mpivavaka amoizana ny ainy? [2.285]
6 Dia izany tokoa mantsy no hita eto amin' ny fiainana: vidina lafo matetika ny ala tahaky ny lanitra izay anefa amoizana ny lanitra. [2.313#]
7 Maty aho, ray vahoaka, fa nilazan' olona ny kobaka am-bava, ny vojana an-tenda, ka ny vavany nalefaka androtr' izay no namoizako ny ahy tsy foiko; [2.69]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 amoizana, 13 azo maina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10