|
|
|
|

Teny iditra1 afoy
Fototeny  2foy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4alana. [Taisaka] [1.78]
5Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy.
6Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead.. [1.2]
8to be given up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on abandonne. [1.3#180, 1.8]
10qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu. [1.3#180]
Ohatra  11 Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana! [1.272]
12 Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 afoy, 19 foay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02