|
|
|
|

Teny iditra1 fotsimbary
Singan-teny  2fotsy, 3vary
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  [fotsim-bary] 6peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry.. [1.2]
[fotsim-bary] 7white rice cleaned and ready for cooking. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [fotsim-bary] 8riz blanc prêt à la cuisson. [1.8]
9(dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge).
10Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy.. [1.196]
Ohatra  11 Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
12 Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Voambolana  13 Toe-karena: fambolena
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02