|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 fitsaka
Fototeny  2tsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay. [1.1]

Teny iditra (2/4)5 fitsaka
Fototeny  6tsaka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Fomba entina mitsaka na mita rano. [1.1]

Teny iditra (3/4)9 fitsaka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans. [1.3#175]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)26 fitsaka
Fototeny  27tsaka
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany. [1.1]
Tovy hevitra  30fitsakana

Fivaditsoratra  31 fatsaky, 32 fatsika, 33 fitsaka, 34 tsifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19