|
|
|
|

Teny iditra1 afitsaka
Fototeny  2fitsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan' ny hanorenana ny trano.
5Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be flattened, to be levelled, to be laid down. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12