|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitsakana
Fototeny  2tsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany. [1.1]
Tovy hevitra  5fitsaka

Teny iditra (2/2)6 fitsakana
Fototeny  7tsaka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy. [1.1]

Fivaditsoratra  10 afantsika, 11 fanatsika, 12 fanitsaka, 13 fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12