|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 -tsaka |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe saka |
| Teny iditra (2/4) | 3 tsaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Le bruit d'un tranchant coupant quelque chose, d’une pioche pénétrant dans la terre..
[1.3#749] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Feo |
| Teny iditra (3/4) | 18 tsaka |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#750] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 23 tsaka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25ntsaka.
[1.1] |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 27 katsa, 28 tsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|