|
|
|
|

Teny iditra1 fitenim-paritany
Singan-teny  2fiteny, 3faritra, 4tany
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana.
7Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady. [1.1]
Ohatra  8 mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#]
Voambolana  9 Haiteny
Tsipelina hafa  10fitenim-paritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02