|
|
|
|

Teny iditra1 fiteny
Fototeny  2teny
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy..
5Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany.
6Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany.
7Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby.
8Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9a language.
10the customary way of speaking. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11manière de parler. [1.3#696, 1.8]
12le language.
13ce qu'on peut défendre. [1.3#696]
14une langue. [1.8]
Ohatra  15 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470]
16 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471]
Haiendriteny 
17 Tsotra :
18 Tovonana :
Voambolana  19 Haiteny
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02