Teny iditra | fitenim-paritra | |
Singan-teny | fiteny ; faritra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [1.1] | |
Fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Parler régional [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Tovy hevitra | fitenim-paritany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |