|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firaisam-pokontany |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana).
[1.5] |
| Ohatra |
5 Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27]
|
| Voambolana | 6 Pôlitika |
| Tovy hevitra | 7firaisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|