|
|
|
|

Teny iditra1 filankevitra
Singan-teny  2filana, 3hevitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana. [1.1]
6fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha. [1.62#404]
7toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana. [1.64]
Fanazavàna teny frantsay  8accueil, renseignements. [1.64]
Ohatra  9 Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io? [4.27#]
10 Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320#]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Tovonana :
Tsipelina hafa  13filan-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02