|
|
|
|

Teny iditra1 fihitso-basy
Singan-teny  2fihitsoka, 3basy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(fihitsobasy) [Mod.
7s.
8from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod.
9See hitsoka, firitsoka, ramirajy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10Baguette du fusil. [1.3#169]
Voambolana  11 Miaramila
Tovy hevitra  12firitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12