|
|
|
|

Teny iditra1 fihitsoka
Fototeny  2hitsoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mihitsoka, na milentika amin' ny toerana iray tsy ahafahana miala. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’état de ce qui est enfoncé, engagé dans. [1.3#254]
Kamban-teny rehetra  6fihitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08