|
|
|
|

Teny iditra1 firitso-basy
Singan-teny  2firitsoka, 3basy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6(firitsobasy) fihitso-basy. [1.2]
Tovy hevitra  7fihitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12