|
|
|
|

Teny iditra1 fialonana
Fototeny  2alona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4alahelo noho ny soa azon' ny sasany: Mikiky andro aman'alina an' izay mitahiry azy ny fialonana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5jealousy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6la jalousie. [1.8]
Ohatra  7 ary inona no asan'ny harena amin'ny olona be fialonana? [2.996]
8 Fantatro fahita amin' ny olona sasany ny fialonana. [2.472]
Voambolana  9 Ontam-po
Mpanahaka  10 kikisannyfialonana, 11 malahelovadyvoky, 12 mialona, 13 mitsiriritra, 14 oryhavamanana
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 faniloana, 18 fialonana, 19 fiolanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02