|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fatotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui).
[1.3] |
| Ohatra |
5 io moa dia fatotra fotsiny no hidiny.
[2.472#105]
6 ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo. [2.313#131] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 28 fatotra |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30Aika voamboatra ary vita amboarany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31indigo that has been pounded and tied up..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32indigo préparé en pain ou en gâteau.
[1.3#152] 33Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. 34(Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. 35Voir aika.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 37 fatotra, 38 fotatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|