|
|
|
|

Teny iditra1 mpifatotra
Fototeny  2fatotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Mpigadra, olona voatana ao amponja. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5celui ou ce qui est attaché. [1.3]
Ohatra  6 Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa! [2.357#46]
7 Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [2.587#]
8 nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [2.649#158]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12