|
|
|
|

Teny iditra1 amatorana
Fototeny  2fatotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  4 Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436#]
5 Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 amatorana, 12 manaratoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02