|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afatotra |
| Fototeny | 2fatotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina mamatotra; afehy: Itỳ tady itỳ afatotra io alika io.
5Fehezina, asiana fatotra (izany hoe mitovy amin' ny fatorana ihany): Afatory ny alikanareo fa manaikitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be bound.
[1.2, 1.7] 7to be fettered. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on lie.
[1.3, 1.8] 9qu'on attache, ce qui sert à attacher. [1.3] 10qu'on noue. [1.8] |
| Ohatra |
11 Tsy afatotra ahoana ialahy no tsy hafatotra.
[2.587#]
12 Ny zanak' omby afatotra eo andrefan' ny fisoko - eo andrefan' io no fitotoam-bary. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|