|
|
|
|

Teny iditra1 fantenana
Fototeny  2fantina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba halefa handalim-pahaizana any an-drenivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be selected, to be picked out, to be culled.. [1.2]
6to be sorted out, to be culled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on trie, qu'on choisit. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Mpanahaka  12 fidina, 13 jobonina, 14 tsongaina, 15 tsongoina

Fivaditsoratra  16 fanantena, 17 fanentana, 18 fantenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12