|
|
|
|

Teny iditra1 tsongaina
Fototeny  2tsonga
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fidina fatratra, fantenana: Notsongaina tanatin' ny arivo ianao, Ramatoa. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Mpanahaka  9 fantenana, 10 fidina, 11 jobonina
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 itsangano, 14 itsongana, 15 tsingoana, 16 tsongaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08