|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jobonina
Fototeny  2 jobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fantenana, fidina: olona notsongaina tao anatin' ny zato ianao, nojobonina tao anatin' ny arivo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  joboñina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Tankarana] varices. [1.19]
Voambolana  12  Fahasalamana
Tovy hevitra  13 jobonona

Fivaditsoratra  14 anjobony, Anjobony, jobonina, joboñina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04