|
|
|
|

Teny iditra1 tsongoina
Fototeny  2tsongo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Terena amin' ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony.
5Forana, atao hasoavana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be pinched, to be nipped: to be felt of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on pince, qu'on cueille, qu'on palpe. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02