|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 faly |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4pleased, rejoiced, glad, delighted.
5See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika. [1.2] 6happy, joyous. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7joyeux, content.
[1.3, 1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 19 afapo, 20 andihizampapelikanyfo, 21 diavolananyfo, 22 diavolananykibo, 23 dibokafaliana, 24 faly, 25 fenoharavoana, 26 finaritra, 27 foladrairay, 28 mariaka, 29 mintsimintsy, 30 mirana, 31 ravo, 32 sariaka, 33 sija, 34 somariaka |
| Kamban-teny rehetra | 35Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 37 faly |
| Sokajin-teny | 38 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
39for fady.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40équivalent de fady (Merina).
41A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux. [Sakalava, Bara, Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 43faly-hany |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/4) | 44 faly |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
46for tifitra.
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 50 Faly |
| Singan-teny | 51faly |
| Sokajin-teny | 52 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 53 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
54Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
| Fivaditsoratra | 55 Faly, faly, 56 fila, 57 lafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|