|
|
|
|

Teny iditra1 somariaka
Fototeny  2sariaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Faly, ravo, mirana: Somariaka erỳ ry Bozy fa tonga rainy. [1.1]
Ohatra  5 somariaka sy velon-kehy ery izy ireo mahita an' ilay biby mitolefika ho azy tsy mahazaka azy miaraka. [2.470#]

Fivaditsoratra  6 ro masiaka, 7 somariaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12