|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fakofako tsy mba kitay |
| Singan-teny | 2fakofako, 3tsy, 4mba, 5kitay |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7enti-milaza zavatra madinika tsy ahavitan-javatra, tsy azo ianteherana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|