|
|
|
|

Teny iditra1 fakofako
Fototeny  2fako
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4sweepings, rubbish, litter.
5fig.
6a great number, a multitude.. [1.2]
7trash, garbage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8ordures, rebut. [1.8]
Ohatra  9 Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. [2.117#]
10 Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#]
11 Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  14fako
Kamban-teny rehetra  15fakofako tsy mba kitay
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 fakofako, 18 fokafoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02