|
|
|
|

Teny iditra1 fahenim-bary
Singan-teny  2fahenina, 3vary
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary.. [1.10]
Ohatra  6 Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [2.48]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02