|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fahenina
Fototeny  2enina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the sixth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6sixème. [1.3]
Ohatra  7 Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
8 Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
9 Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298#]
Tsipelina hafa  10fahaenina
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 fahenina
Fototeny  14enina
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16six brasses. [1.3]
Voambolana  17 Toerana

Fivaditsoratra  18 fahenina, 19 fihenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02