|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faheniny |
| Fototeny | 2enina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famarana ampahenin' ny vary iray (20 litra).
[1.1] |
| Ohatra |
5 ary nilaza fa raha ny harena avy amin drai-beny anànany faheniny, dia tsy omen-jaza hafa;
[2.59]
6 Zandiana volonondry enina metatra / Vary akotry faheniny / Mangahazo iray harona / Voatavo roa. [2.59] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|