|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 afahana
Fototeny  2afaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4to be set free. [1.2, 1.7]
5to be released, disengaged. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu'on délivre, qu'on affranchit, qu'on exempte, qu'on absout. [1.3]
7qu'on libère. [1.8]
Ohatra  8 Mipetraka foana ny fanontaniana mba hahalalana hoe iza no afahana. [1.369#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14 afahana
Fototeny  15fahana
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  17Atao sakafo homena ny vahiny: Inona no hafahana ireto vahinintsika fa ny vary itỳ tsy misy, ny hena tsy misy?.
18Atao fahan' ny basy, na bala asisika amin' ny basy hitifirana. [1.1#26]
Fanazavàna teny anglisy  19used of that which is presented or employed as a fahana .. [1.2#147]
Fanazavàna teny frantsay  20à qui on offre un cadeau en vivres, à qui on donne la nourriture, la ration, qu'on fait manger, qu'on charge, qu'on monte, à quoi on met pour trame. [1.3#137]
Haiendriteny 
21 Ny ankehitriny :
22 Ny lasa :
23 Ny hoavy :
24 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)25 afahana
Fototeny  26fahana
Sokajin-teny  27 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  28used of that which supports something else. [Provincial] [1.2#147]
Haiendriteny 
29 Ny ankehitriny :
30 Ny lasa :
31 Ny hoavy :
32 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  33 afahana, 34 faha~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02