|
|
|
|

Teny iditra1 famahanana
Fototeny  2fahana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famikirana, fisarangotana amin' ny zavatra iray mba tsy hianjera. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de soutenir, d'appuyer, de se cramponner, de s'appuyer, de s'obstiner, le soutien, l'appui, le lieu, l'instrument. [1.3#138]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  7 fahanàmana, 8 famahanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08