|
|
|
|

Teny iditra1 mifanendrika
Fototeny  2endrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mifanandrify. [Tanosy] [1.78]
5Mifanaraka: Mifanendrika amin' ny akanjonao tsara ny kiraronao.
6Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7convenir, être en rapport avec. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12