|
|
|
|

Teny iditra1 fahamendrehana
Fototeny  2endrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4la beauté, la dignité, la convenance, le mérite. [1.3#126]
5éthique. [1.66.fr#377]
Ohatra  6 Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena. [2.114]
7 Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643]
8 Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Voambolana  11 Filôzôfia
Tovy hevitra  12hamendrehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12