|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 efitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo.
4Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a partition ; a border or boundary. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas).
7Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire). [1.3]
8cloison, séparation. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  31efitse
Kamban-teny rehetra  32Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  33 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)34 efitra
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny malagasy  36faritra. [Taimoro] [1.78]
37Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika.. [1.1]
38tany karankaina tsy misy mponina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  39a desert, a wasteland. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  40désert. [1.3, 1.8, 1.13]
41pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar. [1.3]
42terre inhabitée. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  44Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  45 efitra, 46 ferita, 47 fietra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02