|
|
|
|

Teny iditra1  aefitra (efitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atao efitra, atao manelanelana: Ity lamba ity aefitra ny atody sy ny vilia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Qui doit servir de séparation [1.3#120]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26