|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifampiefitra |
| Fototeny | 2efitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Mivory daholo ny firazanan' ilay zaza, hifamafy rano izy rehetra fa sao misy fo mifampiefitra amin' ny ray aman-drenin' ilay zaza, na ny vatan' ilay zaza.
[2.436#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|