|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 eferana |
| Fototeny | 2efitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana efitra na zavatra atao manelanelana: Tsy maintsy eferana ireto tavoahangy iretosao mifampipoaka ao anaty fiara ao ka vaky.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Où on met des cloisons, des réparations, qu'on divise en compartiments.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|