|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 -dry
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe ry
Ohatra  3 Naleviny any amin-dry zareo any [2.606#221]
4 Farany, iry ery ny tranon-dry Dada! [2.356#76]
5 Ny Mathilde koa no efa niondranan-dry Mr. Johns nankany Morosy [2.649]
Haiendriteny 
6 Tsotra :

Teny iditra (2/3)7 dry    
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9maina, mangentana.
10mandevin-tsaina.
11manasatra (lahateny, ets.). [1.17.mg#33]
12karankaina: dry and desolate (of land).
13ngazana: dry and barren (of the soil). [1.7]

Teny iditra (3/3)14 dry    
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16manamaina, mihamaina. [1.17.mg#33]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12