|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ngazana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry.
4Tany -- tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5bare and barren.
6Used of country. 7Comp. 8mazana.. [1.2] 9dry and barren (of the soil). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10sec et stérile (se dit des sols).
[1.8] |
| Ohatra |
11 ireo kininina vitsivitsy miavaka loatra amin' ny tany ngazana anirian' ny horompotsy.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|