|
|
|
|

Teny iditra1 drey
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra.
4(Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana).
5-- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany !. [1.10]
Ohatra  6 izao no natao : drey drey drey! [2.59]
7 Fa rahefa izaho no mitondra, drey! [2.4]
8 alahany eo aloha lahy izy telo mirahavavy, bikain'izy mivady avy eo aoriana, ka drey! [2.314]
Tsipelina hafa  9adray, adrey, dray, endrey

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12